Isaia 14:21 MG1865

21 Manamboara famonoana hamelezana ny zanany noho ny heloky ny razany; tsy hitsangana hanana ny tany izy, Na hanorina tanana eran'izao tontolo izao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 14

Jereo Isaia 14:21 amin'ny teny manodidina.