Isaia 14:22 MG1865

22 Fa hitsangana hamely azy aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, ary hofoanako ny anaran'i Babylona sy izay sisa ao mbamin'ny zanany sy ny taranany, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Isaia 14

Jereo Isaia 14:22 amin'ny teny manodidina.