3 Ary amin'ny andro hanomezan'i Jehovah fitsaharana anao ho afaka amin'ny fahorianao sy ny fitebitebin'ny fonao ary ny fanompoana mafy izay nampanompoana anao,
Vakio ny toko manontolo Isaia 14
Jereo Isaia 14:3 amin'ny teny manodidina.