Isaia 14:30 MG1865

30 Ny faraidina indrindra hihinana, ary ny mahantra handry fahizay; Fa hataoko maty mosary kosa izay tsy ringana aminao, eny, izay sisa aminao ho matiny.

Vakio ny toko manontolo Isaia 14

Jereo Isaia 14:30 amin'ny teny manodidina.