Isaia 14:31 MG1865

31 Midradradradrà, ry vavahady, ary mitaraina, ry tanàna; Aoka ho ketraka avokoa ianao, ry Filistia! Fa misy setroka mitranga avy any avaratra, ary tsy misy miala amin'ny laharany akory ny miaramilany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 14

Jereo Isaia 14:31 amin'ny teny manodidina.