Isaia 14:6 MG1865

6 Izay namely firenena tamin'ny fahatezerana, tamin'ny famelezana tsy nanam-pitsaharana, sady nampanompo firenena tamin'ny fahatezerana, tamin'ny fanenjehana tsy misy antra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 14

Jereo Isaia 14:6 amin'ny teny manodidina.