Isaia 17:10 MG1865

10 Fa nanadino an'Andriamanitry ny famonjena anao ianao ary tsy nahatsiaro ny vatolampy fiarovana mafy ho anao, ka dia nanao voly mahafinaritra ianao ary zana-boaloboka avy amin'ny firenena hafa no nambolenao teo;

Vakio ny toko manontolo Isaia 17

Jereo Isaia 17:10 amin'ny teny manodidina.