9 Amin'izany andro izany ny tanànany mafy, dia ho tahaka ny tany lao any an'ala na any an-tampon-tendrombohitra Izay nilaozan'ny olona teo anoloan'ny Zanak'Isiraely, ka dia ho foana ny tany.
Vakio ny toko manontolo Isaia 17
Jereo Isaia 17:9 amin'ny teny manodidina.