12 Indrisy ny fihahohahon'ny firenena maro! Izay mihahohaho tahaka ny feon'ny ranomasina! Indrisy ny firohondrohon'ny olona maro be! Tahaka ny firohondrohon'ny rano manonja ny firohondrohony!
Vakio ny toko manontolo Isaia 17
Jereo Isaia 17:12 amin'ny teny manodidina.