Isaia 17:13 MG1865

13 Eny, mirohondrohona tahaka ny firohondrohon'ny rano be ny firenena; kanefa hotezerana mafy izy, ka dia handositra lavitra ary ho lasa tahaka ny akofa eny an-tendrombohitra, raha paohin'ny rivotra, sy tahaka ny fakom-bary mitambolimbolina entin'ny tadio.

Vakio ny toko manontolo Isaia 17

Jereo Isaia 17:13 amin'ny teny manodidina.