14 Raha hariva ny andro, dia, injao, fampahatahorana; ary raha tsy mbola maraina akory aza, dia tsy ao intsony ireny. Izany no anjaran'izay mamabo antsika sy tambin'izay mandroba antsika.
Vakio ny toko manontolo Isaia 17
Jereo Isaia 17:14 amin'ny teny manodidina.