Isaia 19:1 MG1865

1 Indro, Jehovah mitaingina rahona miriotra mafy ka mankany Egypta; Ary ny andriamani-tsi-izy any Egypta dia mangorohoro eo anatrehany, ary ny fon'i Egypta dia ketraka ao anatiny.

Vakio ny toko manontolo Isaia 19

Jereo Isaia 19:1 amin'ny teny manodidina.