Isaia 19:2 MG1865

2 Ary hamporisihiko hiady izy samy Egyptiana, ka samy hiady amin'ny rahalahiny avy sy amin'ny namany avy izy; Ny tanàna hiady amin'ny tanàna, ary ny fanjakana amin'ny fanjakana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 19

Jereo Isaia 19:2 amin'ny teny manodidina.