Isaia 19:15 MG1865

15 Samy tsy hahatontosa ny asany ny Egyptiana, na ny loha na ny rambo, na ny sampan-drofia na ny zozoro.

Vakio ny toko manontolo Isaia 19

Jereo Isaia 19:15 amin'ny teny manodidina.