Isaia 19:16 MG1865

16 Amin'izany andro izany dia ho tahaka ny vehivavy Egypta ka ho toran-kovitra sy ho raiki-tahotra noho ny faninjitr'i Jehovah, Tompon'ny maro, ny tànany, izay ahinjiny hamelezany azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 19

Jereo Isaia 19:16 amin'ny teny manodidina.