Isaia 19:20 MG1865

20 Ary ho famantarana sy vavolombelona ho an'i Jehovah, Tompon'ny maro, ao amin'ny tany Egypta izany; Fa hitaraina amin'i Jehovah noho ny mpampahory izy, ary haniraka mpamonjy sy mpiaro ho ao aminy Izy ka hamonjy azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 19

Jereo Isaia 19:20 amin'ny teny manodidina.