Isaia 19:21 MG1865

21 Ary Jehovah hanao izay hahafantaran'ny Egyptiana Azy, ary ny Egyptiana kosa hahalala an'i Jehovah amin'izany andro izany; Dia hanompo Azy amin'ny fanatitra alatsa-drà sy amin'ny fanatitra hohanina izy ka hivoady amin'i Jehovah sady hanefa ny voadiny.

Vakio ny toko manontolo Isaia 19

Jereo Isaia 19:21 amin'ny teny manodidina.