Isaia 19:7 MG1865

7 Ny tany eny amoron'i Neily sy ny tanimbary rehetra eny amoron'i Neily samy ho maina sy hanjary vovoka ka tsy ho eo intsony.

Vakio ny toko manontolo Isaia 19

Jereo Isaia 19:7 amin'ny teny manodidina.