Isaia 19:8 MG1865

8 Dia hitomany ny mpaka hazan-drano, ary hisaona ny mpamintana rehetra ao Neily, Ary ho reraka ny mpandatsaka harato amin'ny rano.

Vakio ny toko manontolo Isaia 19

Jereo Isaia 19:8 amin'ny teny manodidina.