10 Ry ahy voavely toy ny vary teo am-pamoloako ô! Izay efa reko tamin'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, no nambarako taminareo.
Vakio ny toko manontolo Isaia 21
Jereo Isaia 21:10 amin'ny teny manodidina.