11 Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Edoma. Misy miantso ahy any Seira manao hoe: Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao ? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao?
Vakio ny toko manontolo Isaia 21
Jereo Isaia 21:11 amin'ny teny manodidina.