2 Misy fahitana mampahory naseho tamiko: Ny mpamitaka mamitaka, ary ny mpandringana mandringana. Iakaro, ry Elama ô! ekeo, ry Media ô! Hatsahatro ny fisentoana rehetra.
Vakio ny toko manontolo Isaia 21
Jereo Isaia 21:2 amin'ny teny manodidina.