Isaia 21:1 MG1865

1 Faminaniana ny amin'ny loza hanjo ny Efitra Ranobe. Tahaka ny firimorimon'ny tadio any atsimo no fihaviny avy any an-efitra, dia avy any amin'ny tany mahatahotra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 21

Jereo Isaia 21:1 amin'ny teny manodidina.