13 Kanjo he izato hafaliana sy halavoravoana! Sy famonoana omby sy ondry aman'osy ary fihinanan-kena sy fisotroan-divay! Aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.
Vakio ny toko manontolo Isaia 22
Jereo Isaia 22:13 amin'ny teny manodidina.