Isaia 22:14 MG1865

14 Dia nambaran'i Jehovah, Tompon'ny maro, teo an-tsofiko izao: Tsy havela mihitsy ambara-pahafatinareo izao helokareo izao, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.

Vakio ny toko manontolo Isaia 22

Jereo Isaia 22:14 amin'ny teny manodidina.