Isaia 22:21 MG1865

21 Ary hampiakanjoiko azy ny akanjonao, sady hosikinako amin'ny fehin-kibonao izy; Ka dia hatolotro eo an-tànany ny fanapahanao, ary dia ho tonga rain'ny mponina eto Jerosalema sy ny taranak'i Joda izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 22

Jereo Isaia 22:21 amin'ny teny manodidina.