Isaia 22:22 MG1865

22 Ary hapetrako eo an-tsorony ny fanala hidin'ny tranon'i Davida; Dia hamoha izy, ka tsy hisy handrindrina; Ary handrindrina izy, ka tsy hisy hamoha.

Vakio ny toko manontolo Isaia 22

Jereo Isaia 22:22 amin'ny teny manodidina.