Isaia 22:24 MG1865

24 Ary hahantona eo aminy ny havesatry ny voninahitry ny mpianakavin-drainy rehetra, izay zanaka sy tera-drainy rehetra, dia ny fanaka madinita rehetra hatramin'ny lovia ka hatramin'ny siny samy hafa rehetra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 22

Jereo Isaia 22:24 amin'ny teny manodidina.