Isaia 22:25 MG1865

25 Amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, Dia hiala ilay fihantonan-javatra voatsatoka teo amin'ny fitoerana mafy; Eny, hokapaina izy ka hianjera, dia ho simba ny entana izay nihantona teo aminy; Fa Jehovah no efa niteny.

Vakio ny toko manontolo Isaia 22

Jereo Isaia 22:25 amin'ny teny manodidina.