Isaia 23:1 MG1865

1 Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Tyro. Midradradradrà ianareo, ry sambon'i Tarsisy ô! Fa rava Tyro, ka tsy misy trano sady tsy azo idirana intsony ao; Avy tany amin'ny tany Kitima no nanambarana izany taminy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 23

Jereo Isaia 23:1 amin'ny teny manodidina.