Isaia 23:2 MG1865

2 Mangina, ianareo mponina amoron-tsiraka! Ny mpandranto avy any Sidona, Izay mandeha eny ambonin'ny ranomasina, no efa nampanan-karena anao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 23

Jereo Isaia 23:2 amin'ny teny manodidina.