Isaia 23:3 MG1865

3 Teny amin'ny rano be ny varin'i Sihora, dia ny vokatr'i Neily, ka nampiditra harena ho azy; Ary tonga tsenan'ny firenena izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 23

Jereo Isaia 23:3 amin'ny teny manodidina.