11 Ny tànan'i Jehovah nahifiny tambonin'ny ranomasina; Nampihorohoroiny ny fanjakana; Jehovah efa nandidy ny amin'i Kanana, mba horavana ny fiarovany mafy.
Vakio ny toko manontolo Isaia 23
Jereo Isaia 23:11 amin'ny teny manodidina.