Isaia 23:12 MG1865

12 Ary hoy Izy: Tsy hiravoravo intsony ianao, ry virijina afa-baraka, Sidona zanakavavy; Miaingà, mità ho any Kitima; Kanefa na dia any aza tsy hahita fitsaharana tsy akory ianao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 23

Jereo Isaia 23:12 amin'ny teny manodidina.