Isaia 23:13 MG1865

13 Indro ny tanin'ny Kaldeana! Tsy firenena intsony izy, fa nataon'ny Asyriana fonenan'ny bibi-dia any an-efitra; Manao tilikambo fitiliana izy ka mandrava ny lapan'ny mpanjaka ao ary mampody azy ho korontam-bato.

Vakio ny toko manontolo Isaia 23

Jereo Isaia 23:13 amin'ny teny manodidina.