Isaia 25:1 MG1865

1 Jehovah ô, Andriamanitro Hianao; Hanandratra Anao sy hidera ny anaranao aho, fa efa nanao zava-mahagaga Hianao, dia zavatra efa voakasa hatramin'ny ela sady mahatoky no marina indrindra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 25

Jereo Isaia 25:1 amin'ny teny manodidina.