Isaia 26:1 MG1865

1 Amin'izany andro izany dia hohiraina eto amin'ny tanin'ny Joda izao fihirana izao: Manana tanàna mafy isika; Famonjena no hotendren'i Jehovah ho manda sy fiarovana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 26

Jereo Isaia 26:1 amin'ny teny manodidina.