Isaia 26:18 MG1865

18 Efa bevohoka izahay, efa nihetsi-jaza izahay, Efa tahaka ny nitera-drivotra izahay; Tsy nahavita famonjena ho an'ny tany izahay, ka tsy niteraka ny mponina amin'izao tontolo izao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 26

Jereo Isaia 26:18 amin'ny teny manodidina.