Isaia 26:19 MG1865

19 Ho velona indray ny olonao izay efa maty, ny fatin'ny oloko hitsangana; Koa mifohaza sy mihobia, ianareo izay mandry ao amin'ny vovoka; Fa ny andonao dia tahaka ny andon'ny fahazavana, ary ny tany hiteraka ny maty.

Vakio ny toko manontolo Isaia 26

Jereo Isaia 26:19 amin'ny teny manodidina.