Isaia 26:20 MG1865

20 Mandehana, ry oloko, midìra ao amin'ny efi-tranonao, ary mirindrina varavarana ianao, ka miere kely indray mipi-maso monja Mandra-pahalasan'ny fahatezerana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 26

Jereo Isaia 26:20 amin'ny teny manodidina.