Isaia 27:11 MG1865

11 Raha malazo ny rantsany, dia hotapatapahina, ka ho avy ny vehivavy hitaina azy, satria firenena tsy manam-pahalalana izy, dia tsy hiantra azy ny Mpanao azy, ary tsy hamindra fo aminy ny Mpamorona azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 27

Jereo Isaia 27:11 amin'ny teny manodidina.