Isaia 27:12 MG1865

12 Ary amin'izany andro izany dia hisy fampihintsanana ataon'i Jehovah hatramin'ny ony mandriaka ka hatramin'ny lohasahan-driak'i Egypta; Ary ianareo samy hotsimponina tsirairay, ry Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Isaia 27

Jereo Isaia 27:12 amin'ny teny manodidina.