Isaia 28:18 MG1865

18 Hofoanana ny fanekenareo amin'ny fahafatesana, ary tsy haharitra ny fifanarahanareo amin'ny fiainan-tsi-hita raha ho avy ny loza manafotra, dia ho tonga fanitsakitsany ianareo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 28

Jereo Isaia 28:18 amin'ny teny manodidina.