19 Ary na oviana na oviana no ihaviany, dia hahatratra anareo izany; Fa isa-maraina isa-maraina no hihaviany, na andro na alina; Ary ny vokatry ny fahafantarana izany fianarana izany dia fangovitana ihany.
Vakio ny toko manontolo Isaia 28
Jereo Isaia 28:19 amin'ny teny manodidina.