Isaia 29:9 MG1865

9 Mijanona ianareo, ka mitalanjona, Tampeno ny masonareo, koa aoka ho jamba ianareo! Mamo ireo, nefa tsy tamin'ny divay; Mivembena izy, nefa tsy tamin'ny toaka.

Vakio ny toko manontolo Isaia 29

Jereo Isaia 29:9 amin'ny teny manodidina.