Isaia 30:24 MG1865

24 Ny omby sy ny boriky tanora, izay miasa ny tany, dia hihinana vilona voaisy sira, izay voatsikerakera amin'ny sahiratsy sy ny fikororohana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:24 amin'ny teny manodidina.