Isaia 30:25 MG1865

25 Ary any amin'ny tendrombohitra avo rehetra sy ny havoana andrandraina rehetra dia hisy ony sy ranovelona amin'ny andro lehibe famonoana, dia amin'ny andro hianjeran'ny tilikambo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:25 amin'ny teny manodidina.