Isaia 30:29 MG1865

29 Ary ny hira hataonao dia ho tahaka ny amin'ny alina fitandremana ny andro firavoravoana, ary ny hafalian'ny fo dia ho tahaka ny olona mandeha omban'ny feon-tsodina ho any an-tendrombohitr'i Jehovah, dia any amin'ny Vatolampin'ny Isiraely;

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:29 amin'ny teny manodidina.