Isaia 30:30 MG1865

30 Ary Jehovah hanandratra ny feon'ny fiandrianany sy hampiseho ny fiantefan'ny sandriny amin'ny firehetan'ny fahatezerana sy ny lelafo mandevona sy ny ranonoram-baratra sy ny orana mifafy ary ny havandra vaventy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:30 amin'ny teny manodidina.