Isaia 30:32 MG1865

32 Ary na aiza na aiza no amelezan'ny tsorakazo voatendry, izay amelin'i Jehovah azy, dia harahina ampongatapaka sy lokanga izany; Ary amin'ny ady hamelezany mafy no hiadiany aminy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:32 amin'ny teny manodidina.